10 Dia hoy i Azaria+ lehiben’ny mpisorona, taranak’i Zadoka:+ “Nanomboka tamin’ny fotoana nitondran’ny olona ny fanomezana+ tao an-tranon’i Jehovah, dia nihinana izy ireo ka voky,+ ary mbola be dia be ny ambim-bava.+ Fa notahin’i Jehovah ny olony,+ ary ireo be dia be ireo ny sisa tavela.”