-
Ezra 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa nahamenatra ahy ny hangataka tafika+ sy mpitaingin-tsoavaly+ tamin’ny mpanjaka, mba hiaro anay tamin’ny fahavalo teny an-dalana. Efa nilaza tamin’ny mpanjaka mantsy izahay hoe: “Ny tanan’Andriamanitray+ dia momba an’izay rehetra mitady azy sy te hanao ny tsara,+ fa ny heriny sy ny fahatezerany+ kosa mihatra amin’izay rehetra mahafoy azy.”+
-