Ezra 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 i Jesaia zanak’i Atalia no avy amin’ny taranak’i Elama,+ ary nisy fitopolo lahy niaraka taminy; Ezra 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 ny avy tamin’ny taranak’i Elama+ dia i Matania, Zakaria, Jehiela,+ Abdia, Jeremota ary Elia; Nehemia 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 efatra amby dimampolo sy roanjato sy arivo ny taranak’i Elama,+