Ezra 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ny avy tamin’ny taranak’i Zato+ dia i Elioenay, Eliasiba, Matania, Jeremota, Zabada ary Aziza; Nehemia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dimy amby efapolo sy valonjato ny taranak’i Zato,+