-
Ezra 6:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary nanome baiko+ aho ny amin’izay tokony hataonareo amin’ireo anti-panahin’ny Jiosy ireo, mba hanorenana indray an’io tranon’Andriamanitra io. Ary avy ao amin’ny trano fitehirizana ny harenam-panjakana+ izay misy ny hetra avy any ampitan’ny Renirano, no hanomezana+ avy hatrany an’ireo vatan-dehilahy ireo mba handoavana izay lany, ary homena azy ireo foana izany.+
-