Genesisy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+ Ezra 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 mba hanolorany tsy tapaka+ fanatitra+ sitrak’ilay Andriamanitry ny lanitra sy hivavahany ho an’ny mpanjaka sy ny zanany.+ Isaia 60:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ho ringana izay firenena sy fanjakana tsy hanompo anao, ary ho rava tokoa ireo firenena.+
3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+
10 mba hanolorany tsy tapaka+ fanatitra+ sitrak’ilay Andriamanitry ny lanitra sy hivavahany ho an’ny mpanjaka sy ny zanany.+