Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+
5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+