1 Tantara 4:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hatrany Bala+ ny tanàna keliny rehetra nanodidina an’ireo tanàna ireo. Ireo no toeram-ponenany sy ny tetirazany manokana. 1 Tantara 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary voasoratra tao amin’ny tetirazana+ avokoa ny Israelita, ka voasoratra tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany+ tany Babylona ny Joda, noho izy nivadika.
33 Ary hatrany Bala+ ny tanàna keliny rehetra nanodidina an’ireo tanàna ireo. Ireo no toeram-ponenany sy ny tetirazany manokana.
9 Ary voasoratra tao amin’ny tetirazana+ avokoa ny Israelita, ka voasoratra tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany+ tany Babylona ny Joda, noho izy nivadika.