Nehemia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+
7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+