Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ 2 Tantara 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+
3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+