Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Nomery 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Monina any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita,+ fa ny Kananita+ kosa any amoron’ny ranomasina sy eny amoron’i Jordana.”
19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
29 Monina any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita,+ fa ny Kananita+ kosa any amoron’ny ranomasina sy eny amoron’i Jordana.”