FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa* ilay ondrilahy faharoa, ka izao no hampiarahina aminy: Fanatitra varimbazaha+ toy ilay amin’ny maraina, sy fanatitra zava-pisotro toy ilay ampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha. Ho fanatitra mampitony izany, eny, fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.

  • Daniela 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 eny, raha mbola nivavaka aho, dia tonga teo anilako ilay lehilahy atao hoe Gabriela,+ izay efa hitako tao amin’ny fahitana tamin’ny voalohany.+ Ary tamin’ny fotoana fanaterana ny fanatitra takariva+ no nahatongavany. Tena reraka be aho tamin’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara