Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+
16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+