FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.”

  • Salamo 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa efa mihoatra ny lohako ny fahadisoako.+

      Toy ny enta-mavesatra ireny, ka mavesatra loatra amiko.+

  • Salamo 106:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+

      Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+

  • Isaia 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.

  • Isaia 59:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa maro ny fikomianay eo anatrehanao,+ ary samy miampanga anay ny fahotanay.+ Tsapanay ny fikomianay, ary fantatray tsara ny fahadisoanay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara