Deoteronomia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Rehefa mihatra aminao daholo ireo teny ireo, izany hoe ny fitahiana+ sy ny ozona+ izay ataoko eo anatrehanao, ka raketinao ao am-ponao indray+ izany, any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao,+
30 “Rehefa mihatra aminao daholo ireo teny ireo, izany hoe ny fitahiana+ sy ny ozona+ izay ataoko eo anatrehanao, ka raketinao ao am-ponao indray+ izany, any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao,+