Levitikosy 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao toy ny fanaon’ny tany Ejipta, izay nonenanareo.+ Ary aza manao toy ny fanaon’ny tany Kanana, izay hampidirako anareo.+ Aza mitandrina ny lalàny, Deoteronomia 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+
3 Aza manao toy ny fanaon’ny tany Ejipta, izay nonenanareo.+ Ary aza manao toy ny fanaon’ny tany Kanana, izay hampidirako anareo.+ Aza mitandrina ny lalàny,
9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+