Deoteronomia 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Na tany Horeba aza dia nampahatezitra an’i Jehovah ianareo, hany ka tezitra mafy taminareo i Jehovah ka efa saika handringana anareo.+ Romanina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+
8 Na tany Horeba aza dia nampahatezitra an’i Jehovah ianareo, hany ka tezitra mafy taminareo i Jehovah ka efa saika handringana anareo.+
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+