FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary niala teo izy, ka nifindra nankany amin’ny faritra be tendrombohitra any atsinanan’i Betela.+ Dia nanangana ny tranolainy izy, ka i Betela no teo andrefany, ary Ay+ no teo atsinanany. Ary nanorina alitara teo ho an’i Jehovah+ izy, ka niantso ny anaran’i Jehovah.+

  • Josoa 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena,+ tany atsinanan’i Betela,+ ka nilazany hoe: “Miakara mba hijery taratra an’ilay tany.” Koa niakatra hijery taratra an’i Ay izy ireo.+

  • Josoa 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa tsy nisy lehilahy tavela tao Ay sy Betela, fa samy nivoaka nanenjika ny Israely avokoa. Ary navelan’izy ireo nivoha nidanadana ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Israely izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara