17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+
4 eny, raha manota izy ka meloka,+ dia hamerina an’ilay zavatra nangalariny na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,