-
Levitikosy 5:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hitondra ondrilahy tsy misy kilema any amin’ny mpisorona izy, ho fanatitra noho ny heloka.+ Ho araka izay tombam-bidy takin’ny mpisorona ny vidin’ilay ondry. Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona noho ny fahadisoana nataony tsy nahy, eny fa na tsy fantany aza izany, ka havela ny helony.+
-