Ezra 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 telo amby roapolo sy eninjato ny taranak’i Bebay,+ Ezra 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 i Zakaria zanak’i Bebay no avy amin’ny taranak’i Bebay,+ ary nisy valo amby roapolo lahy niaraka taminy;
11 i Zakaria zanak’i Bebay no avy amin’ny taranak’i Bebay,+ ary nisy valo amby roapolo lahy niaraka taminy;