Ezra 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 roa ambin’ny folo sy valonjato sy roa arivo ny taranak’i Pahata-moaba+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba,+ Nehemia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda i Malkia zanak’i Harima+ sy Hasoba zanak’i Pahata-moaba.+ Namboarin’izy ireo koa ny simba tamin’ny Tilikambon’ny Lafaoro.+ Nehemia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary tamin’ny lohandohany teo amin’ny vahoaka dia i Parosy, Pahata-moaba,+ Elama, Zato, Bany,
6 roa ambin’ny folo sy valonjato sy roa arivo ny taranak’i Pahata-moaba+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba,+
11 Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda i Malkia zanak’i Harima+ sy Hasoba zanak’i Pahata-moaba.+ Namboarin’izy ireo koa ny simba tamin’ny Tilikambon’ny Lafaoro.+