Nehemia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda i Malkia zanak’i Harima+ sy Hasoba zanak’i Pahata-moaba.+ Namboarin’izy ireo koa ny simba tamin’ny Tilikambon’ny Lafaoro.+
11 Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda i Malkia zanak’i Harima+ sy Hasoba zanak’i Pahata-moaba.+ Namboarin’izy ireo koa ny simba tamin’ny Tilikambon’ny Lafaoro.+