1 Tantara 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma+ sy Akoba sy Talmona ary Ahimana. Ary i Saloma rahalahiny no lohany. Nehemia 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny mpiandry vavahady+ dia i Akoba sy Talmona+ mbamin’ny rahalahiny, izay niambina ny vavahady.+ Roa amby fitopolo amby zato izy ireo.
17 Ary ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma+ sy Akoba sy Talmona ary Ahimana. Ary i Saloma rahalahiny no lohany.
19 Ny mpiandry vavahady+ dia i Akoba sy Talmona+ mbamin’ny rahalahiny, izay niambina ny vavahady.+ Roa amby fitopolo amby zato izy ireo.