FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy ny mpiadidy tamin’ny Israely: “Avelantsika ho velona izy ireo, nefa hataontsika mpaka kitay sy mpantsaka rano ho an’ny fiangonana manontolo,+ araka izay efa nampanantenainay mpiadidy.”+

  • Josoa 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa tamin’izay andro izay ka mandraka androany, dia nataon’i+ Josoa ho mpaka kitay izy ireo sy ho mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidiny.+

  • 1 Tantara 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany.

  • Ezra 2:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+

  • Nehemia 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nonina tao Ofela+ ny Netinima,+ ary izy ireo no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ny tilikambo mivohitra avy eo amin’ny manda.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara