1 Mpanjaka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra. Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+
7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.