1 Tantara 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa ireo sy ny taranany no niandraikitra ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, dia ny tranolay, mba hanao ny anjara fiambenana.+ 1 Tantara 26:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa natao ny antsapaka+ na ho an’ny kely na ho an’ny lehibe, araka ny fianakaviambeny,+ mba hahafantarana izay vavahady hambenany avy.
23 Koa ireo sy ny taranany no niandraikitra ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, dia ny tranolay, mba hanao ny anjara fiambenana.+
13 Koa natao ny antsapaka+ na ho an’ny kely na ho an’ny lehibe, araka ny fianakaviambeny,+ mba hahafantarana izay vavahady hambenany avy.