Salamo 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Jehovah ô, tsarovy ny famindram-ponao+ sy ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa efa hatramin’ny fotoana tsy voafetra no nanehoanao izany.+ Salamo 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+ Salamo 130:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+
6 Jehovah ô, tsarovy ny famindram-ponao+ sy ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa efa hatramin’ny fotoana tsy voafetra no nanehoanao izany.+
51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+