Josoa 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+ Josoa 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+
3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+
5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+