Nehemia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+ Nehemia 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Talohan’izay, i Eliasiba+ mpisorona izay havan’i Tobia+ sady mpiandraikitra ny efitra fisakafoana+ tao an-tranon’Andriamanitray,
3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+
4 Talohan’izay, i Eliasiba+ mpisorona izay havan’i Tobia+ sady mpiandraikitra ny efitra fisakafoana+ tao an-tranon’Andriamanitray,