Nehemia 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanarakaraka azy i Meremota zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.
21 Ary nanarakaraka azy i Meremota zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.