2 Mpanjaka 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny manda nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+ Nehemia 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Farany dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fahavoazantsika izao! Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andao isika hanorina indray ny mandan’i Jerosalema, mba hifarana hatreo ny fandatsana antsika.”+ Isaia 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+
10 Ary ny manda nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+
17 Farany dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fahavoazantsika izao! Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andao isika hanorina indray ny mandan’i Jerosalema, mba hifarana hatreo ny fandatsana antsika.”+
5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+