Josoa 15:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Keila,+ Akziba,+ ary Maresa,+ izany hoe tanàna sivy mbamin’ny tanàna keliny. 1 Samoela 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miady amin’i Keila+ ny Filistinina, sady robainy ny eny am-pamoloana.”+ 1 Tantara 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny vadin’i Hodia dia anabavin’i Nahama, ka ireto avy ny zanakalahiny: Ny rain’i Keila+ Garmita sy Estemoa Makatita.
23 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miady amin’i Keila+ ny Filistinina, sady robainy ny eny am-pamoloana.”+
19 Ary ny vadin’i Hodia dia anabavin’i Nahama, ka ireto avy ny zanakalahiny: Ny rain’i Keila+ Garmita sy Estemoa Makatita.