Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+ Romanina 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aza malaina amin’izay ataonareo.+ Aoka ianareo harehitry ny fanahy.+ Manompoa an’i Jehovah.+ Kolosianina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo manontolo+ toy ny ho an’i Jehovah,+ fa tsy ho an’olona,
10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+
23 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo manontolo+ toy ny ho an’i Jehovah,+ fa tsy ho an’olona,