13 Dia nasaiko niandraikitra ny trano fitehirizana entana i Selemia mpisorona, sy Zadoka mpanao dika soratra, sy Pedaia izay anisan’ny Levita, ary teo ambany fahefan’izy ireo i Hanana zanak’i Zakora, zanak’i Matania.+ Olona mendri-pitokisana ireo,+ ary adidiny ny nizara+ ny anjaran’ireo rahalahiny.