1 Mpanjaka 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ankoatra an’izay avy tamin’ny mpivaro-mandeha, sy izay tombony avy tamin’ny mpivarotra, ary izay avy tamin’ny mpanjaka+ rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany. 1 Mpanjaka 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nahazo soavaly nohafarana avy tany Ejipta i Solomona, ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy ny andian-tsoavaly araka izay vidiny.+
15 ankoatra an’izay avy tamin’ny mpivaro-mandeha, sy izay tombony avy tamin’ny mpivarotra, ary izay avy tamin’ny mpanjaka+ rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany.
28 Nahazo soavaly nohafarana avy tany Ejipta i Solomona, ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy ny andian-tsoavaly araka izay vidiny.+