Salamo 86:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ianao hanongilan-tsofina, Jehovah ô, rehefa mivavaka aho,+Ary henoy ny fitalahoako!+ Salamo 130:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny feoko, Jehovah ô!+Hanongilan-tsofina hihaino ny fitalahoako anie ianao!+