Levitikosy 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao. Levitikosy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy. 2 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+ 1 Timoty 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary anaro+ eo imason’ny rehetra ny olona zatra manota,+ mba hatahotra koa ny sisa.+ Titosy 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miresaha foana momba ireo zavatra ireo, ka aza mitsahatra mandrisika sy mananatra, araka ny fahefana handidy nomena anao.+ Aza avela hisy hanao tsinontsinona+ anao.
15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.
17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy.
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+
15 Miresaha foana momba ireo zavatra ireo, ka aza mitsahatra mandrisika sy mananatra, araka ny fahefana handidy nomena anao.+ Aza avela hisy hanao tsinontsinona+ anao.