Nehemia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+ Nehemia 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny Vavahadin-trondro+ no nataon’ny taranak’i Hasena. Nataon’izy ireo ny tolàna,+ ary napetany ny vavahady+ sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.+
3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+
3 Ny Vavahadin-trondro+ no nataon’ny taranak’i Hasena. Nataon’izy ireo ny tolàna,+ ary napetany ny vavahady+ sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.+