FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Farany dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fahavoazantsika izao! Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andao isika hanorina indray ny mandan’i Jerosalema, mba hifarana hatreo ny fandatsana antsika.”+

  • Nehemia 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Vita ihany ny manda+ tamin’ny fahadimy amby roapolon’ny volana Elola, tao anatin’ny roa amby dimampolo andro.

  • Daniela 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary aoka ho fantatrao sy ho azonao tsara fa manomboka amin’ny fotoana hivoahan’ny didy+ hanarenana an’i Jerosalema sy hanamboarana azy,+ mandra-pahatongan’ny Mesia+ Mpitarika,+ dia hisy fito herinandro sy roa amby enimpolo herinandro.+ Haorina indray i Jerosalema ka hamboarina, sady hasiana tany malalaka sy hadivory. Ao anatin’ny fotoam-pahoriana anefa no hanaovana izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara