Nehemia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa.
11 Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa.