1 Tantara 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra. Ezra 2:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Valo amby roapolo amby zato ny mpihira taranak’i Asafa.+
7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra.