FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa ankehitriny dia voaozona+ ianareo, ka ho mpanompo+ sy mpaka kitay ary mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro mandrakizay.”+

  • Ezra 2:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+

  • Nehemia 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nonina tao Ofela+ ny Netinima,+ ary izy ireo no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ny tilikambo mivohitra avy eo amin’ny manda.

  • Nehemia 7:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ireto avy ny Netinima:+ Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara