Deoteronomia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao,+ ka tanana mahery sy sandry nahinjitra+ no nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany. Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina foana ny andro sabata.+ Deoteronomia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nitalaho+ tamin’i Jehovah aho hoe: ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Aza dia aringanao re ny olonao e, dia ny fanananao manokana,+ izay navotanao tamin’ny fahalehibeazanao, ary nentinao nivoaka avy tany Ejipta+ tamin’ny tanana mahery.+
15 Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao,+ ka tanana mahery sy sandry nahinjitra+ no nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany. Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina foana ny andro sabata.+
26 Dia nitalaho+ tamin’i Jehovah aho hoe: ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Aza dia aringanao re ny olonao e, dia ny fanananao manokana,+ izay navotanao tamin’ny fahalehibeazanao, ary nentinao nivoaka avy tany Ejipta+ tamin’ny tanana mahery.+