FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary ny mpisorona hanao akanjo fisoronana vita amin’ny lamba rongony,+ sy kilaoty lava+ vita amin’ny lamba rongony, hanaronana ny fitanjahany. Dia hesoriny ny lavenona feno menaka+ avy amin’ny fanatitra dorana, izay levonin’ny afo eo ambony alitara, ka hataony eo anilan’ny alitara.

  • Isaia 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa hampanaoviko azy ny akanjom-boninahitrao, hafatotro tsara aminy ny fehikibo lamba nanaovanao,+ ary hatolotro eo an-tanany ny fahefanao. Ary izy ho rain’ny mponin’i Jerosalema sy ny taranak’i Joda.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara