1 Tantara 29:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy i Davida tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrareo.” Dia nisaotra an’i Jehovah Andriamanitry ny razany ny fiangonana manontolo, ka niondrika+ sy niankohoka+ teo anatrehan’i Jehovah sy ny mpanjaka. Salamo 103:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 103 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Ary aoka izay rehetra ato anatiko hidera ny anarany masina.+
20 Ary hoy i Davida tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrareo.” Dia nisaotra an’i Jehovah Andriamanitry ny razany ny fiangonana manontolo, ka niondrika+ sy niankohoka+ teo anatrehan’i Jehovah sy ny mpanjaka.