Genesisy 40:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nanontaniany ireo tandapan’i Farao ireo, izay niaraka taminy tao amin’ilay fonjan’ny tranon’ny tompony, nanao hoe: “Fa maninona no maloka endrika ianareo androany?”+
7 Koa nanontaniany ireo tandapan’i Farao ireo, izay niaraka taminy tao amin’ilay fonjan’ny tranon’ny tompony, nanao hoe: “Fa maninona no maloka endrika ianareo androany?”+