Genesisy 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy ilay anjely: “Aza maninjitra ny tananao hamely ny zaza, ary aza manao na inona na inona aminy mihitsy.+ Fa fantatro tokoa izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, satria nafoinao ho ahy ny zanakao, ilay lahitokanao.”+
12 Ary hoy ilay anjely: “Aza maninjitra ny tananao hamely ny zaza, ary aza manao na inona na inona aminy mihitsy.+ Fa fantatro tokoa izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, satria nafoinao ho ahy ny zanakao, ilay lahitokanao.”+