Ezra 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary izao no navalin’izy ireo anay: ‘Mpanompon’ilay Andriamanitry ny lanitra sy ny tany izahay,+ ka manorina indray ilay trano efa natao taona maro lasa izay. Mpanjaka lehibe iray teo amin’ny Israely no nanorina sy namita azy io.+
11 “Ary izao no navalin’izy ireo anay: ‘Mpanompon’ilay Andriamanitry ny lanitra sy ny tany izahay,+ ka manorina indray ilay trano efa natao taona maro lasa izay. Mpanjaka lehibe iray teo amin’ny Israely no nanorina sy namita azy io.+