FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Raha mety amin’ny mpanjaka àry, dia aoka hisy fikarohana+ hatao ao amin’ny trano fitehirizana ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka ao Babylona, mba hahitana raha tena nisy baiko+ nomen’i Kyrosy Mpanjaka tokoa, hanorenana indray an’io tranon’Andriamanitra any Jerosalema io. Ary aoka halefan’ny mpanjaka atỳ aminay izay fanapahan-keviny momba izany.”

  • Estera 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa raha sitraky ny mpanjaka,+ dia aoka izy hamoaka didy mandrara an’i Vasty tsy hiditra intsony eo anatrehan’i Ahasoerosy Mpanjaka. Ary aoka ny voninahitr’i Vasty homen’ny mpanjaka ho an’izay vehivavy hafa tsara noho izy. Dia aoka hosoratana ao amin’ny lalàn’i+ Persa sy Media izany didy izany, mba tsy ho azo foanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara